Entry vahona
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazan-javamaniry mangidy izaitsizy ampiasain' ny olona ho fampivalanana (ny vonin' ny vahona atao hoe sahondra) [Rajemisa 1985]
English definition   a generic name for various plants of the genus Aloe, especially Aloe macroclada, Baker, and Aloe deltoideodonta, Baker. Also a species of Crinum (Sihanaka) [Richardson 1885]
   aloes [Hallanger 1973]
French definition   aloès [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Examples   Mamontsina ny ambiaty ary manantom-panja amin' ny taho toa lakolosy kely ny vahona. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 15]
Vocabulary  
Scientific name   Aloe macroclada ~ Aloe deltoideodonta ~ Crinum
Toponymy   Place names having the word vahona (1): Ambahona

Entry vahona
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsimisaraka] jereo gogo [Rajemisa 1985]

Entry vahona
Part of speech   adjective
French definition   amer [Abinal 1888]

Updated on 2016/07/31