| Entry (1/3) | 1 gogo |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in French |
3 voir gogogogo, plus usité
[1.3#198] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 5 Ambohigogo |
| Entry (2/3) | 6 gogo |
| Part of speech | 7 noun |
| Explanations in Malagasy |
8 na vahona. Karazan-trondron-dranomamy manja matroka toa manopy manga ary tsy misy kirany; mafy ny tampon-damosiny ary ny lanilaniny misy nify matsilotsilo kely; halavany 70 sm (Arius madagascariensis ). Ny gogo sy ny kotso ary ny tilapia dia matetika mainin' ny olona ho azo alefa amidy any lavitra
[Sakalava]
[1.1#393] |
| Explanations in English |
9 a kind of fish
[1.2] |
| Vocabulary | 10 Zoology: fishes |
| Synonyms | 11 vahona |
| Scientific name |
|
| Entry (3/3) | 13 gogo |
| Part of speech | 14 noun |
| Explanations in English |
15 a species of crocodile
[Sakalava]
[1.2] |
| Vocabulary | 16 Zoology: reptiles, amphibians |
| Updated on 2025/12/23 |
|