Entry mivahiny (vahiny)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandeha any an-tany lavitra ny an' ny tena: Nivahiny tany Eoropa aho tamin' ny volana septambra [1.1]
Explanations in English To sojourn as a visitor or a stranger [1.7]
Explanations in French Séjourner comme visiteur, étranger [1.8]
Examples Avy nivahiny tany an-tany lavitra aho, hoy aho, ka ndao mba hiresaka kely isika mianaka... [2.471]
Morphology 
Present : mivahiny
Past : nivahiny
Future : hivahiny
Imperative : mivahinia
Proverbs 

Updated on 2023/01/20