Entry | 1 fivahiniana |
Root | 2 vahiny |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fandehanana any an-tany lavitra, any an-trano na tanin' olona ka mandalo ihany fa mbola hiverina any an-tanin' ny tena: Nanao ahoana ny fivahinianao tany Belzika? / Fivahiniana ihany ny fiainana eto an-tany |
Updated on 2024/12/11 |