Entry tsy manam-paharoa (tsy, anana, roa)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy misy mitovy aminy
Mitovy hevitra: baka lany sahaza ~ fanaperana ~ tapitra efatra ~ tapitra ohatra ~ tonga lafatra ~ tsy manantsahala [1.1]
Explanations in French Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [2.415]
Allegation Word or locution seen in: fanaperana ~ fatratra ~ tokana aman-tany
Examples Ambony sady ara-panahy loatra ny toetrany ka tsy manam-paharoa. [1.38]
Synonyms isa fa tsy roa

Updated on 2021/01/01