|
|
|
|

Entry1  tsy hisara-mianakavy anie
Elementary words  2  misaraka, mianakavy, anie
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  tsodrano na firariana fanaon' ny Malagasy ka irariany mba tsy hisaraka ny fianakaviana na maty na velona [1.1]

Updated on 2023/05/27