Entry mianakavy (anakavy)
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza ny olona rehetra ao anatin' ny fianakaviana [Rajemisa 1985]
French definition toute la famille: Isika mianakavy (To [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
Examples 
1Nifampiala tsiny teo izahay mianakavy. [Andraina: I Vola, page 88]
2Tazaniny eny ilay ombivavy tokana azy mianakavy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 7]
Vocabulary 
Synonyms mpianakavy
Quotes 

2015/02/22