Entry tsinay homana aty
Elementary words tsinay ; homana ; aty
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona mifamely na mifanimba nefa mpihavana na mpisakaiza izao, olona mamely ny havana akaiky, ny iray tampo, ny ankohonana iraisana [1.1]

Updated on 2023/05/19