Entry tsinay
Part of speech noun
Malagasy definition Organa fototr' aina ao anatin' ny tenan' ny olombelona (ny kibo), izay toy ny fantsona mamoaka ny fakan-tsakafo tsy levona; mivoaka avy eo amin' ny vavony ny tsinay ka miafara any amin' ny vavafivalanana; mizara roa izy io dia ny tsinaikely (6-8 m ho an' ny olombelona) ary ny tsinaibe (1,40 m - 1,70 m) [Rajemisa 1985]
English definition intestines, entrails [Hallanger 1973]
French definition intestin, entrailles [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Mitsaha-mikoraraika ny tsinay ary azoazo ery ny aina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 39]
2dia manify hara ny tsinay ny olona, fa kikisany iry biby fisaka ny tsinay ny olona; [Callet: Tantara, page 118]
Quotes 

2012/10/02