Entry |
tsika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Hazo maromaro atsatoka (1, 50 m ny haavony ary 0, 08 m ny elanelany avy) izay amatorana tsorakazo na volotsangana na volobao mitsivalana (4, 50 m ny halavany), ka ny fitambaran' ireo dia atao fefy [1.1]
|
|
Entry |
tsika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fivoahan' ny rano tsikelikely -- zara raha hita -- manamika na manorika avy ao anaty tany [1.1]
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
|
Entry |
-tsika
|
Part of speech | pronoun
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka]
Isika [1.78]
|
| Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana entin'ny olona maro
milaza zavatra iombonany amin'ny olona iresahany:
Ity ny tranontsika, anaka, ka mandrosoa. /
Atao ahoana ireto zanantsika, Rasoa? [1.1]
|
Explanations in English | Ours; by us, inclusive of those spoken to. Compare -nay.
When added to passive and relative verbs ending in -na,
the a of the verb is rejected and the two n's
coalesce.Raintsika [ray, a father]. Our father.Lazaintsika [lazaina]. Told by us. When added to trisyllabic words ending in
-ka or -tra, the full suffix -ka or -tra is rejected
and also the n of the pronoun.
Satrotsika [satroka, a hat]. Our hat.
Tongotsika [tongotra, a foot]. Our feet. [1.2]
|
| Ours; by us (inclusive) [1.7]
|
Explanations in French | Notre, nos, de nous, par nous.
Ny lovantsika: notre héritage.
Matintsika: tué par nous.
Ambanintsika: au-dessous de nous. [1.3]
|
| De nous, par nous (inclusif). Notre, nos [...] [full text in 1.5]
|
| À nous, notre, par nous (inclusif). [1.8]
|
Analogs |
-ntsika |
|
isika ~
antsika |
Tables and plates |
|
|