Entry fitsihana (tsika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fivoahan' ny rano tsikelikely avy amin-javatra iray: Ny fitsihan' ny rano avy amin' ity vatolampy ity no mahatonga ny tranonareo ho mando lava [1.1]
 Fandalovan'ny ranoka tsikelikely amin'ny hiriky ny zaka iray [1.13]
Explanations in French Fuite, infiltration [1.13]
Synonyms fitsika

Anagrams 

Updated on 2023/01/20