Entry tsatoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fijoroana tsy mihetsika; fampijoroana sy fandentehana zavatra tsy hihetsiketsika. [1.1]
Explanations in French Fixité, immobilité, stabilité [1.3]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry tsatoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tsato-kazo lehibe marani-doha atao hanohana tsato-kazo kely madinika mba hisakanana ny rano na hiarovana ny fefiloha tsy ho vaky
Fanekena handoa vola amboniny raha tsy voaloa amin' ny fotoanany ny vola tsy maintsy haloa, na koa vola omena hatao antoka amin' ny vola tokony haloa, ka very maina io raha diso ny paik' andro tokony handoavana ilay vola. [1.1]
Examples Mitazona ny bainga tsy ho lasan' ny rano ny rantsan-kazo sy ny tsatoka. [2.445]
Compound words 
Articles 

Entry tsaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vala kely hazo, misy varavarana mihantona mora milatsaka raha vao voatohina, ataon' ny olona ho famandriham-biby, toy ny lambo [1.1]

Entry tsatoka
Part of speech noun
Explanations in French Broche, piquet [1.13]
Vocabulary 

Entry tsatoka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Tanosy] Antonona [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/07/23