Entry tsarovana (tsiaro)
Part of speech passive verb
Malagasy definition averina ao an-tsaina indray, tadidina, tsy hohadinoina [Rajemisa 1985]
French definition dont on se souvient, dont on fait mémoire [Abinal 1888]
Morphology 
tsarovana
tsarovako
tsarovanao
tsarovany
tsarovantsika
tsarovanay
tsarovanareo
tsarovan'
tsarovan-
tsarovam-
tsarova-
notsarovana
notsarovako
notsarovanao
notsarovany
notsarovantsika
notsarovanay
notsarovanareo
notsarovan'
notsarovan-
notsarovam-
notsarova-
hotsarovana
hotsarovako
hotsarovanao
hotsarovany
hotsarovantsika
hotsarovanay
hotsarovanareo
hotsarovan'
hotsarovan-
hotsarovam-
hotsarova-
tsarovy
Synonyms tsaroana ~ tsarovina
Examples Hotsarovako mandrakariva ny soa nataonao ahy [Rajemisa 1985]
Quotes 

Updated on 2015/08/17