Entry tsiaro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] fahatsiarovana [1.78]
 Fiverenan' ny zavatra efa lasa ao an-tsaina indray. [1.1]
 Fahatsiarovana; fifohazana [1.13]
Explanations in French Souvenir, mémoire, réveil [1.3]
 Souvenir, réveil [1.13]
Examples Alina atorian'ny zava-boahary, fa ifohazan'ny tsiaro ratsy pirina! [2.944]
Derivatives 
 

Anagrams 

Updated on 2022/10/09