Entry tsaroana (tsiaro)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Averina ao an-tsaina indray, tadidina, tsy hohadinoina [1.1]
Explanations in French Dont on se souvient, dont on fait mémoire [1.3]
Examples Hotsaroako mandrakariva ny soa nataonao ahy [1.1]
Morphology 
Present : tsaroana, tsaroako, tsaroanao, tsaroany, tsaroantsika, tsaroanay, tsaroanareo, tsaroan', tsaroan-, tsaroam-, tsaroa-
Past : notsaroana, notsaroako, notsaroanao, notsaroany, notsaroantsika, notsaroanay, notsaroanareo, notsaroan', notsaroan-, notsaroam-, notsaroa-
Future : hotsaroana, hotsaroako, hotsaroanao, hotsaroany, hotsaroantsika, hotsaroanay, hotsaroanareo, hotsaroan', hotsaroan-, hotsaroam-, hotsaroa-
Imperative : tsarovy
Synonyms tsarovana ~ tsarovina
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/06/11