Entry | tsaramaso | ||||||
Elementary words | tsara ; maso | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Vocabulary | Zoology: birds | ||||||
Synonyms | mangimike ~ pariamaso ~ ramanjereke ~ siay ~ soy ~ sitaromaso | ||||||
Entry | tsaramaso | ||||||
Elementary words | tsara ; maso | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Karazan' anana fihinam-boa ka misy fomba roa no ihinanana io voany io: na mbola tanora izy ka ao anaty hodi-boany no andrahoina (tsaramaso tanora no fiantso azy amin' izay), na efa voany matoy iena na maina, ka andrahoina alana amin' ny hodiny [1.1] | ||||||
Explanations in English | Beans [1.7] | ||||||
Explanations in French | Haricot [1.8] | ||||||
[Betsileo, Merina, Sakalava, Sihanaka] (de tsara : beau ; et maso : oeil ; la graine brillante et colorée est comparée à un oeil). Phaseolus vulgaris L. (Fabaceae). Le Haricot introduit et cultivé. Nom et identité dans le Dictionnaire de Malzac. On appelle tsaramasomaitso les haricots verts ; tandis que les haricots en graines consommés frais s'appellent tsaramaso tanora (haricots » jeunes »). D'après J. Lombard, ASSEMI, 7, n° 4 (1976) p. 96, note 137, dans le Menabe Sakalava on distingue trois variétés de haricots ou tsaramaso, dénommés respectivement mena (à grains rouges), fotsy (à grains blancs) et vanda (moucheté). [1.196] | |||||||
Scientific name | Phaseolus vulgaris | ||||||
Examples |
| ||||||
Vocabulary | Botany | ||||||
Synonyms | kimesamesa | ||||||
Phytonyms |
| ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word tsaramaso | ||||||
Article | Randzavola: tsaramaso ao amin' ny Baiboly | ||||||
Updated on 2023/08/21 |