Entry soy
Part of speech noun
Malagasy definition Anaram-boronkely mahafinaritra misy karazany efatra: soikely, ny kely indrindra aminy; ny soimanga, ny tsara tarehy indrindra, ny soimainty ary ny soilomotra, mavo manopy maitso [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Synonyms mangimike ~ pariamaso ~ ramanjereke ~ siay ~ sitaromaso ~ tsaramaso
Examples Ny tsikirity manina,
ary ny soy malahelo;
[Fox: Hainteny, number 271]

Entry soy
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Tanala] mbola tsy voafora: jaja soy (Zaza mbola tsy voafora) [Rakotosaona 1972]

2013/06/13