Entry tsaoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiondrehan' ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana
Fanehoam-panajana fanao amin' Andriamanitra [1.1]
Derivatives 
 

Entry tsaoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Sombin-tany fotsy toy ny ravoravo voavoatra ho fanoratana amin' ny solaitrabe [1.1]
Explanations in French Craie [1.13]
Vocabulary 
Origin English: chalk.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31