Entry fitsaohana (tsaoka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiondrehan' ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana lehibe: Vao tonga izy dia mari-pitsaohana no nataony teo anoloan' ny Filohan' ny Nosy
Fanehoam-panajana fanao amin' Andriamanitra tokana ihany ho fankatoavana ny maha-Mpahary azy [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20