Entry | 1 mitsaoka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Miondrika no sady mananty tanana ho mari-panajana, raha miarahaba na manao veloma olona hajaina: Vao tonga izy dia nitsaoka ny ray sy ny reniny Maneho fanajana fatratra amin' ny fankatoavana ho Tompo Andriamanitra nahary tongotra aman-tanana: Raha vao tonga ireo Majy telo lahy, dia nitsaoka ilay Zazakely tao anaty tranon' omby |
Root | 4 tsaoka |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word mitsaoka |
Anagrams | 10 atakosim, atsaikom, itsakoam, kamaitso, kimaotsa, masôkita, matokisa, matsioka, mitosaka, mitsakoa, mitsaoka, mitsoaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |