Entry to
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Bara, Taisaka, Tanosy] marina [1.78]
  marina [1.1, 1.13]
 Mifanaraka amin' ny rariny sy ny hitsiny: Teny to
Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana ny zanany ary nisondro-boninahitra izy [1.1]
 Voamarina, ekena [1.13]
Explanations in French Vrai [1.3, 1.13]
 Véritable, qui est conforme au vrai, à la justice; accepté, observé [1.3]
 Vérifié [1.13]
Examples 
1Moa va re dia tsy ho to araka ny faniriany? [2.817]
2Teny to no eo amin' ny molotry ny mpanjaka; [2.996]
3Burton, tena mahay teny malagasy, mazava hevitra, to teny. [2.356]
Morphology 
Simple : to
Imperative : tova
Derivatives 
 
Compound words 
Proverbs 

Entry to
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanosy] fahamarinana [1.78]
Derivatives 

Entry to
Part of speech Unspecified
Explanations in Malagasy Teny hita amin' ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazan-dRamino, fa avy amin' ny hoe "tono fo", ka ny heviny dia: mafy fo ka tsy azo ahodina amin' izay nahatezitra azy, mikiribiby amin' ny heviny ary tsy mety hihavana na hifampiraharaha [1.1]

Entry to
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny anti-miantso ny alika [1.1]
Synonyms toa

Entry
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Ity [1.78]
Synonyms taô

Entry to~
Part of speech prefix [Words with to~]
Explanations in Malagasy Tovona fanaovana fototeny faharoa mampitombo ny hevitry ny fototeny voalohany: Tohika (hika), toletsy (letsy) [1.1]

Entry to
Part of speech preposition [full list]
Explanations in English Mankany, ho any; ho an'...; eo amin'... [1.17]
Compound words 

Entry to
Part of speech preposition [full list]
Explanations in English Ampiasaina miaraka amin' ny verba hamoronana ny infinitive (ohatra: to go, to work) [1.17]

Updated on 2023/06/12