Entry tovovavy
Elementary words tovo ; vavy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vehivavy tsy mbola manambady, nefa ny heviny andavanandro dia vehivavy mbola tanora fotsiny, na mbola tsy manambady na efa manambady: Amin' izay ny tovovavy rehetra mitady zaza dia efa mivory manodidina ny sahafa miandry baiko mba hifarombaka izay ho azony. (Ala volon-jaza) [1.1]
Explanations in English An unmarried young woman [1.7]
Explanations in French Jeune femme célibataire [1.8]
Examples Nivinkina nankany anaty rano ilay tovovavy, dia nanatona ny lakana sady nihazona ny sisiny. [2.5]
Hyponyms Rasoa Sabine tovovavy moderna (Andrianjafy Michel)

Updated on 2023/09/14