Entry tongilana (hilana)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy mipetraka marina tsara ka mirona amin' ny ilany iray
Voatarika amin' ny ratsy, miangatra. [1.1]
Explanations in French Penché [1.20]
Derivatives 

Updated on 2023/01/05