Entry fitongilanana (tongilana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fihilanana: Mahalasa eritreritra ahy ny fitongilanan' itỳ andry itỳ
Fironana, firaikana: Manana fitongilanana amin' ny ratsy ny olombelona
Fiangarana: Hita miharihary izao ny fitongilanan' ny mpitsara amin' ny ankilany [1.1]
Explanations in French Inclinaison [1.13]

Updated on 2023/01/05