Entry mitongilana (tongilana (hilana))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihilana, tsy miarina marina tsara, mirona, miraika: Mitongilana ity rindrina ity izany
Miangatra: Mitongilana io mpitsara io
Voatarika: Mitongilana amin' ny ratsy rehefa mety ho olombelona [1.1]
Explanations in French Penché [1.13]
Examples 
1Mitongilana izao ny sambolay. [2.471]
2Izao tokoa va re no fahagagana e, sa vintana mitongilana, sa ny lahatra sy anjara? [2.470]
Morphology 
Present : mitongilana
Past : nitongilana
Future : hitongilana
Imperative : mitongilàna

Entry mitongilàna (tongilana (hilana))
Part of speech imperative of active verb mitongilana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20