Entry tamy (amy)
Part of speech preposition, past form
Malagasy definition Filazana ny lasa amin' ny hoe: Amy: Tonga tamin' ny Alatsinainy izy [Rajemisa 1985]
French definition passé de amy [Abinal 1888]
Examples Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: [Rabezandrina: Ikotofetsy]

Entry tamy
Part of speech passive verb
Malagasy definition Avy, manatona, mby efa ho tonga: Inty tamy i rainao [Rajemisa 1985]
French definition penetrated, entered
¶ to be at hand: Tamy i rainao (Your father is at hand) [Abinal 1888]
English definition on the point of arriving [Hallanger 1973]
French definition qui est sur le point d'arriver, qui arrive, qui survient: Tamy i sakaizanao (Ton ami est là) [Abinal 1888]
 proche, sur le point d'arriver [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Analogues  antomotra ~ madiva

Entry tamy
Part of speech noun
Malagasy definition Loaka, na hirika ataon' ny mpangalatra amin' ny rindrina
¶ Fananihana, fandrobana fananana amin' ny tsy ampoizina [Rajemisa 1985]
French definition trou pratiqué aux parois des cases pour y pénétrer et voler, escalade, effraction
¶ attaque soudaine des ennemis, surtout de nuit [Abinal 1888]
Derivations 

2015/04/02