Entry tondra-drano
Elementary words tondra- (tondraka) ; rano
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Rano vaky ka manafotra ny tany iva sy ireo lemaka [1.1]
Explanations in English A flood [1.7]
Explanations in French Inondation [1.8, 1.5]
 [ tondradrano ] Inondation [1.13]
 Crue [1.8]
Examples 
1Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470]
2Araky ny efa voalaza, ny amy ny ilay rivotra namely mafy teo, sy ny orana be naha tondradrano sy namaky fefiloha [2.59]
Vocabulary 
Synonyms safo-drano

Updated on 2023/11/20