Entry safo-drano
Elementary words safotra ; rano
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fihoaran' ny rano ivelan' ny masondrano noho ny habetsahan' ny orana ka mahatonga azy hihanaka eran' ny manodidina [1.1]
Explanations in English A flood, a deluge [1.7]
Explanations in French Inondation, déluge [1.8]
Synonyms tondra-drano

Updated on 2023/08/02