|
|
|
|

Entry (1/2)1  tokazo
Elementary words  2 tokana, 3 hazo
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Foto-kazo na hazo nalevina ila natao hamatorana omby
6 hazo manirery [1.1]
Explanations in English  7 a single tree [1.2]
Explanations in French  8 un arbre seul [2.415]
9 (contraction de tokana : un et hazo). Arbre seul sur une éminence, sur un sommet rocheux. On dit souvent an-tokazo pour désigner un tel lieu. C'est un toponyme fréquent : nom de village ou de lieu-dit. Ne pas confondre avec hazotokana . [1.196]
Examples  10  Ny teny amiko koa mba nalahatro tamin' ny azy teo am-pototry ny tokazo lehibe anankiray. [2.643#]
Vocabulary  11  Botany

Entry (2/2)12  tokazo
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14 Vola farantsa volafotsy misy sarina foto-kazo amin' ny ilany iray [1.1]
Explanations in French  15 la pièce de cinq francs de la République bolivienne où un arbre était représenté [2.415]
Examples  16  ny vola tokazo dia vola avy any Bolivie misy sarina hazo midoroboka sy sarim-biby «lama» anankiroa. [2.436#]
Vocabulary  17  Economy: finances, management

Anagrams  tokazo, 18 tokôza

Updated on 2025/09/12