|
|
|
|

Entry1  tokantranomaso
Elementary words  2 tokana, 3 trano, 4 maso
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6 Firaisa-monin' ny lehilahy sy vehivavy izay tsy mpivady ara-dalàna: Manao tokantranomaso [1.1]
Examples  7  Raha maka zanak' olona ho tokantranomaso, kanefa tsy mampakatra azy ho vady, dia sazina. [1.123#]
Article  8 Randzavola: tokantranomaso ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/10/11