Entry | 1 tokam-bolana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy | 3 Enti-milaza olona tsy mivadika amin' ny teny nataony, fa rehefa izay dia izay; tsy be teny fa dia iray iny ihany ary tsy ovana na soloana [1.1]4 tsy mandainga, tsy mivadibolàna [1.13] |
Explanations in French | 5 fidèle [1.13] |
Elementary words | 6 tokana, volana |
Updated on 2023/05/24 |