|
|
|
|

Entry (1/2)1  manohatra
Root  2  ohatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  mampitovy [Bezanozano] [1.78]
5  Mampitaha: Manohatra ny fahafatesana amin' ny mpangalatra tonga tampoka ny Soratra Masina
6  Mampitovy: Manohatra ny akanjony amin' ny ahy izy
7  Manandrana, mijery raha mifanentana: Lasa nanohatra ny akanjony izy [1.1]
Explanations in English  8  to measure, to compare. [1.2]
9  to compare; to fit to try [1.7]
Explanations in French  10  comparer, essayer un vĂȘtement, etc [1.8]
Examples  11  Ka izany no itenenany hoe samy masina an-taniny raha manohatra tanin' olona amin' ny tanindrazany izy. [2.285#]
12  Tsy vitan' ny manohatra ny tenany amin' ny zavaboary ny mpanoratra fa mbola miangavy ny sasany amin' izy ireo koa mba hanampy azy [2.314#]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)19  manohatra
Root  20  tohatra
Part of speech  21  active verb
Explanations in Malagasy  22  Mifanena amy; manehatra: Manoha-doza [1.1]

Anagrams  23  maharanto, mahatrona, manatroha, manohatra, mantahora

Updated on 2023/06/05