Entry mitohatra (tohatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny nonom-biby izay efa mibontsina, na ny biby -- indrindra ny ombivavy -- manana anaka, na ny voam-bary efa manomboka ho feno. (Raha manana anaka, ny olombelona atao hoe: bevohoka; ny omby mitohatra ary ny saka mamosavy) [1.1]
Morphology 
Present : mitohatra
Past : nitohatra
Future : hitohatra
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/01/20