Entry (1/2) | 1 toby |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] toerana ilasian'ny tafika toerana anorenana trano vonjimaika hitoeran'ny mpiasa toy ny mpihady volamena, manjarano, mpanao lalana; lasy 4 [2.398] [Tsimihety] ny Toby (eto) dia toerana ivelan'ny tanana fiandrasam-paty (fiandrasana ny taolam-balo raha amin'ny famadihana) izany hoe izany dia tobin'ny maty (mandra-pandevina azy). Atsangana eo ny trano ratsy, trano tsotra dia tsotra vita tamin'ny rantsana sy ravin'antrendry. Fondra ratsy no anaran'ilay toerana natokan'ny tanana ho fanaovana izany (Fondra: ala, kirihitr'ala, mety ho alan-jozoro sy volotara). Hazava tsaratsara kokoa ny teny hoe Toby raha saintsainintsika ny hevitra samihafa lazain'io tenu io: ohatra amin'ny Merina ny toby dia izay onenana tsy maharitra ela, toy ny trano vonjy maika any an-tanimbary, na any an-tanim-boly. Marihina fa raha amin'ny fiandrasana ny taloam-balo dia tsindraidray tadiavina ny olona no manaraka izany fomba izany ankehitrio, ny hany atao dia ny mametraka ny taolam-balo ivelan'ny trano fa ao anatinny tanana ihany fa tsy entina ivelany loatra. 5 [1.13] toerana ilasiana |
Explanations in English |
6 [1.2] an encampement. See lasy 7 [1.7] a camp; a small heap |
Explanations in French |
8 [1.3] camp, campement des troupes et des voyageurs Figuré: réunion d'objets 9 [1.5] camp, campement, réservoir, réunion d'objets 10 [1.8] camp; petit tas 11 [1.6] [Tanala] camp; foule de gens, troupe 12 [1.13] campement |
Examples |
13 Mpikarama marobe avy amin' ny mponina manodidina no nahazo asa tsy satry tamin' ireo toby roa lehibe ireo; [2.470] 14 Nandray azy tsara ny filohan' ny toby. [2.472] |
Derivatives |
|
Synonyms | 20 tobe |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 33 Proverbs containing the word toby |
Entry (2/2) | 34 Toby |
Elementary words | 35 toby |
Part of speech | 36 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
37 Geography: towns |
Anagrams | 38 bito, boti, bôty, boty, tibo, Toby, toby |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |