Entry fitobiana (toby)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiangonana, fitangoronana: Eto no fitobian' ny mpianatra kilasimandry alohan' ny handeha hitsangantsangana
Filasiana: Mampitebiteby ny vahoaka ny fitobian' ny fahavalo tsy lavitra ny tanàna
Fiavosana, fiavovonana: Maharikoriko ny fitobian' ny fako eto akaikin' ny trano eto [1.1]

Updated on 2023/01/20