|
|
|
|

Entry (1/6)1  toa
Part of speech  2  conjunction
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja... fa ny "toy" kosa fifanahafana, fifandraikana: Izay adala no toa an-drainy -- (Be maso toy ny rainy ity zaza ity)
4  (Samy hafa ny fampiasa ny toa sy ny toy ankoatra ny heviny mitovitovy: ny toa dia fampiasa: a) -eo alohan' ny anaran-tsamirery: Manantsaina toa an-dRabe ny zanany; -b) eo alohan' ny mpisolo anarana misolo olona: Tsy misy mahay toa azy; -d) eo alohan' ny anarana iombonana tsy voafaritry ny mpanondro: Maty toa tantely. Ny toy kosa dia fampiasa: a) eo alohan' ny anarana iombonana voafaritry ny mpanoritra: Mamy toy ny tantely -b) eo alohan' ny mpamaritra na mpisolo anarana manondro: Tsy mbola nisy toy izany ~ Toy izao ny fandehan' i Feno kely [1.1]
Explanations in French  5  semblable, comme, on dirait [1.5#293]
Compound words 
Toponyms 
Tables and plates  14  All the conjunctions

Entry (2/6)15  toa
Part of speech  16  Unspecified
Explanations in French  17  obéir, servir [1.3#704, 1.5#293]
18  abdiquer, se soumettre à, honorer [1.3#704]
Derivatives 
19  Active verbs :
20  Passive verbs :
21  Relative verbs :
22  Names :
23  Adjectives :

Entry (3/6)24  toa
Part of speech  25  adjective
Explanations in Malagasy  26  Ohatra ny: Toa manavy aho izany
27  Angamba: Toa lasa omaly Rakoto [1.1]

Entry (4/6)28  toa
Part of speech  29  noun
Explanations in Malagasy  30  teny anti-miantso ny alika [1.1]

Entry (5/6)31  toa
Part of speech  32  noun
Explanations in Malagasy  33  Voalohany, lehibe, niavian' ny hoe: dadatoa, nenitoa,matoa [1.1]
Compound words 

Entry (6/6)36  toa
Part of speech  37  adjective
Explanations in Malagasy  38  banga (antsy, ets.) [Taisaka] [1.78]
Compound words 

Anagrams  40  ato, ota, tao-, taò, toa

Updated on 2023/11/27