Entry ankatoavina (toa)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ekena, ankasitrahana, sitraka: Ankatoavinao ve ny hevitra naposako? [1.1]
 Ekena [1.13]
Explanations in French Qu’on observe, qu’on accomplit, qu on agrée, qu’on approuve: Nankatoavin' ny fanjakana ny didy nataon’ io governora io (Le gouvernement a approuvé les ordres donnés par ce gouverneur) [1.3]
 Approuvé [1.13]
Examples 
1Manana ny zony ankatoavina tanteraka ny mpirotsaka an-tsitrapo, azony atao ny mitaky azy. [1.369]
2Ekena ary ankatoavina ny didy avoakan'ny olobe, fa andosirana araka izay azo atao ny Fanjakana. [2.606]
Morphology 
Present : ankatoavina, ankatoaviko, ankatoavinao, ankatoaviny, ankatoavintsika, ankatoavinay, ankatoavinareo, ankatoavin', ankatoavin-, ankatoavim-, ankatoavi-
Past : nankatoavina, nankatoaviko, nankatoavinao, nankatoaviny, nankatoavintsika, nankatoavinay, nankatoavinareo, nankatoavin', nankatoavin-, nankatoavim-, nankatoavi-
Future : hankatoavina, hankatoaviko, hankatoavinao, hankatoaviny, hankatoavintsika, hankatoavinay, hankatoavinareo, hankatoavin', hankatoavin-, hankatoavim-, hankatoavi-
Imperative : ankatoavy

Anagrams 

Updated on 2022/02/17