Entry (1/8) | 1 to |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 marina [Taisaka, Bara, Tanosy]
[1.78] 4 marina [1.1, 1.13] 5 mifanaraka amin' ny rariny sy ny hitsiny: Teny to 6 Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana ny zanany ary nisondro-boninahitra izy [1.1] 7 voamarina, ekena [1.13] |
Explanations in French |
8 vrai [1.3.fr#704, 1.13] 9 véritable, qui est conforme au vrai, à la justice; accepté, observé [1.3.fr#704] 10 vérifié [1.13] |
Examples |
11 Moa va re dia tsy ho to araka ny faniriany? [2.817#] 12 Teny to no eo amin' ny molotry ny mpanjaka; [2.996#24.016.010] 13 Burton, tena mahay teny malagasy, mazava hevitra, to teny. [2.356#208] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word to |
Entry (2/8) | 24 to |
Part of speech | 25 noun |
Explanations in Malagasy |
26 fahamarinana [Tanosy]
[1.78] |
Derivatives |
|
Entry (3/8) | 28 to |
Part of speech | 29 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
30 Teny hita amin' ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazan-dRamino, fa avy amin' ny hoe "tono fo", ka ny heviny dia: mafy fo ka tsy azo ahodina amin' izay nahatezitra azy, mikiribiby amin' ny heviny ary tsy mety hihavana na hifampiraharaha [1.1] |
Entry (4/8) | 31 to |
Part of speech | 32 noun |
Explanations in Malagasy |
33 teny anti-miantso ny alika [1.1] |
Entry (5/8) | 34 tô |
Part of speech | 35 adjective |
Explanations in Malagasy |
36 ity [Sihanaka]
[1.78] |
Entry (6/8) | 37 to~ |
Part of speech | 38 prefix |
Explanations in Malagasy |
39 Tovona fanaovana fototeny faharoa mampitombo ny hevitry ny fototeny voalohany: Tohika (hika), toletsy (letsy) [1.1] |
Entry (7/8) | 40 to |
Part of speech | 41 preposition |
Explanations in English |
42 mankany, ho any; ho an'...; eo amin'... [1.17] |
Compound words |
|
Tables and plates |
44 All the prepositions |
Entry (8/8) | 45 to |
Part of speech | 46 preposition |
Explanations in English |
47 ampiasaina miaraka amin' ny verba hamoronana ny infinitive (ohatra: to go, to work) [1.17] |
Tables and plates |
48 All the prepositions |
Updated on 2023/06/12 |