Entry | 1 tia |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Manana fironana na firaiketana amin-javatra na olona iray: Tia an' io saka io izaitsizy i Naivo 4 Mahatsiaro ho voasintona tsy hisaraka aman' olona iray, izay na ho an-tena, hasian-tsoa ary hahafoizan-javatra na hahafoizan-tena mihitsy aza: Tsy misy tsy tia ny zanany, na ny biby aza 5 Mahatsiaro hafinaretana amin-javatra iray: Tia hira malahelohelo ny zandriko / Tia ny mitsangantsangana eny amoron-dranomasina izy 6 Mahazoazo, mankafy: Tia akondro fatratra Rangahy vadin-dRazanany [1.1] |
Explanations in English |
7 to love, to like [1.2#6441.7] |
Explanations in French |
8 aimer [1.3, 1.8] 9 affectionner, vouloir, désirer, agréer, approver [1.3] |
Vocabulary |
10 Emotions |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 28 Proverbs containing the word tia |
Anagrams | 29 ita, tai, tia |
Updated on 2023/12/18 |