Entry taraina
Part of speech noun
Malagasy definition Menomenona
¶ Fitantarana ny mahazo ny tena
¶ Toloko aman-toreo noho ny fahararian' ny tena
¶ Feon-kira mitoreo malahelohelo [Rajemisa 1985]
English definition a cry or lamentation [Hallanger 1973]
French definition cri, plainte [Hallanger 1974]
Derivations 

2012/10/04