Entry mitaraina (taraina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mimenomenona: Mitaraina amin' ny zavatra tsinontsinona io zaza io
¶ Mitoloko amana mitoreo: Mitaraina lava noho na fahantrany Rabe
¶ Malahelo ka mitory: Mitaraina ny vadinao fa tsy mitondra vola mody, hono, ianao
Mitovy hevitra: be taraina ~ mibabababa ~ mikoinkoina ~ mikonaina ~ mimenomenona ~ mitoretra ~ mitsikoinkoina [Rajemisa 1985]
English definition to complain; to call out asking for help [Hallanger 1973]
French definition se plaindre; crier au secours [Hallanger 1974]
Morphology 
mitaraina
nitaraina
hitaraina
Examples Tsy misy mitaraina amin' izany izy efa-mianaka [Andraina: Mitaraina, page 17]

2013/10/29