| Entry | 1 fitarainana |
| Root | 2 taraina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fimenomenonana: Tsy hita hohenoina daholo ny fitarainan'ny mpianatra noho ny habetsahan'ny lesona sy ny enti-mody.
5 Alahelo: Henonao izao ny fitarainan'ny rahalahinao. 6 Fitolokoana amana fitoreovana: Mahatorotoro fo ny mandre ny fitarainan'io mahantra io. 7 Fitoriana: Nandefa fitarainana tany amin'ny fanjakana aho noho ny fanalam-baraka nafitsony ahy. [1.1] |
| Explanations in English |
8 [Rel. s. from mitaraina (taraina).] A complaint.
[1.2] |
| Updated on 2025/12/08 |
|