Entry tanteraka
Part of speech adjective
Malagasy definition Loaka tafaboroaka any ambadika: Ataovy tanteraka any ambadika ny fantsika
¶ Vita tsara an-tsakany sy an-davany, tontosa: Tanterakaizao ny nokasainao ka ahoana
¶ Lavorary, tomombana: Tamim-panajana tanteraka no nandraisany anay
Mitovy hevitra: efa ~ maty paika ~ naniry zaza ka tera-dahy ~ nikororoka vary ka sendra rivotra ~ nitady toko ka sendra vato ~ to ~ tomombana ~ tontosa ~ vita [Rajemisa 1985]
English definition effected, accomplished, completed; perfect [Hallanger 1973]
French definition effectué, accomplit; parfait [Hallanger 1974]
French definition réalisé; débouchant; totalement [SLP 1986]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Matoky tanteraka anareo aho. [Rabary: Daty]
2Niova tanteraka ny fiainako. [Ravelomanana: Lalana]
3Maina tanteraka ny ranomasony. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Quotes 

Entry tanteraka
Part of speech noun
French definition  [Merina] (de teraka : action d'enfanter, de mettre au monde). Nom de préparations généralement à base de plantes aromatiques qu'on utilise en bains de vapeurs avant et après l'accouchement. [Boiteau 1997]
Vocabulary 

2019/12/21