Entry manatanteraka (tanteraka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mamita tsara, tomombana hatramin' ny farany, manatontosa: Manatanteraka ny adidy amin' ny mpiara-belona [Rajemisa 1985]
   manatontosa
English definition   to effect, to carry through, to accomplish [Hallanger 1973]
French definition   accomplir, mener à bonne fin [Hallanger 1974]
French definition   réaliser, accomplir [SLP: Voambolana]
Examples   Ny anjaranareo dia ny manaiky, mankato, manatanteraka. [Andraina: Mitaraina, page 225]
Morphology  
manatanteraka
nanatanteraka
hanatanteraka
manatanteraha

Updated on 2012/05/05