|
|
|
|

Entry1  tantely amam-bahona
Elementary words  2 tantely, 3 amana, 4 vahona
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 enti-milaza ny soa sy ny ratsy izay indraindray hita mifanila toerana eto amin' ny fiainana [1.1]

Updated on 2025/09/12