Entry |
tamberim > tamberina
(verina)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Entina milaza ny olona mandeha, dia miverina; ny lasa kely dia tonga indray Entina milaza koa ny mihodinkodina eo an-toerana ihany, na ny fivezivezena mandroso dia misangodina eo amin' izay nialana. [1.1]
|
Explanations in French | Action d'aller et venir, de tourner et de retourner, de rôder [1.3]
|
Derivatives |
Compound words |
|
Hyponyms |
|
|
Entry |
tamberim > tamberina
(verina)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Rendement [1.13]
|
Compound words |
|
|