Entry tamberim-bidy
Elementary words tamberina ; vidy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Vola miverina amin' ny mpamokatra avy amin' ny fokontany (Vatoeka) na ny "Société d'Intérêt Nationale des Produits Agricoles" nividy ny vokany, ambonin' ny vidiny, ka io dia ampahany isan-jato, ohatra, amin' ny tambatry ny vidin' ny vokatra lafony [1.1]
Explanations in French Ristourne [1.5]
Vocabulary 

Updated on 2023/05/18