Entry tambanivohibavy
Elementary words tambanivohitra ; vavy
Part of speech noun
Explanations in French Campagnarde [3.1]
Examples Hitany miavaka ery ny maha-tambanivohibavy azy, na dia eny aminy avokoa aza ny firavaka mamirapiratra sy ny elo "véritas", ny lamba landy lafo vidy sy ny paoketra nialam-bola. [2.470]
Morphology 
Simple : tambanivohibavy, tambanivohibavin', tambanivohibavin-, tambanivohibavim-

Updated on 2023/09/14