Entry tam > ta
Part of speech particule [full list]
Explanations in Malagasy Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny Hi na Ho: Ta hatory, Te hisotro, Te hody [1.1]
Explanations in English A contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tenses : ta-hanào: to want to do [1.2]
 Prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as : ta-hanào: to want to do something [1.7]
Explanations in French Préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.: ta-hanao: vouloir ou aimer faire; [1.8]
Compound words 
Analogs  te- ~ ti-

Entry tam > ta
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanosy] tanalahy [1.78]
Explanations in English A provincial word for a chameleon. See tana [1.2]
Vocabulary 

Entry tam > ta
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny feo heno avy amin' ny fidonan' ny fively na ny zavatra roa mifampipoka, na teny enti-milaza ny fipiakan' ny hazo tapaka ka mamoaka feo mirefotra eo am-pianjerana
Fanahafana feon-javatra toy ny an' ny tantanana mipaika amin' ny hazo, basy mitefoka, sns [1.1]
Explanations in English The sound of the beating of a hammer or the explosion of a rifle. [1.2]
Vocabulary 

Entry tam > ta
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Fitazonana [1.78]

Entry tam > ta
Part of speech noun
Explanations in English  [Provincial] A lamp. [Swa. taa.] [1.2]

Entry tam > ta~
Part of speech prefix [Words with ta~]
Explanations in Malagasy Tovona mahaforona teny vaovao rehefa atambatra amin' ny fototeny voalohany na faharoa sasany, ka manamafy ny hevitr' ilay teny voalohany, na manome endrika toa benahaona azy: Boretaka manjary taboretaka, bonaka tonga tabonaka [1.1]
Explanations in English A prefix joined to many roots making nouns indicating those things having essentially the property of the root, as: tafotsiny [1.2]
Compound words 

Entry tam > ta
Part of speech adjective
Explanations in French An' ialahy, an' ise [1.66]

Entry tam > TA
Part of speech noun (acronym) [full list]
Explanations in French Tananarive Antsirabe [3.1]
Tables and plates Acronyms
unkLabel:: 

Entry tam > Ta
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy Singa mivaingana, faha-73 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English Tantalum [3.1]
Explanations in French Tantale [3.1]
Vocabulary 

Entry tam > tana-
Part of speech morphological form of tanana
Compound words 

Entry tam > tana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tazona, fihina, geja amin' ny tanana [1.1]
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French Action de tenir, de retenir, d'arrêter, de saisir, de garder: Raha izany no re, tsy tana ny ranomaso (En entendant cela, personne ne peut retenir ses larmes) [1.3]
Derivatives 
Compound words 

Entry tam > tana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] [ taña ] Tanalahy, tana: Mañano dian-tana [1.78]
 Biby mandady, irain-jehy na 20 sm eo ho eo ny halavany, manan-toetra manokana fa afaka miovaova volo arakaraka ny toerana misy azy ka sarotra avahana amin' ny manodidina -- Ny lahy aminy dia atao hoe tanalahy ary ny vavy tanavavy, izay mbola manana anarana maro arakaraka ny maha-tanora na zokinjokiny azy: soamarandrana, kamora, kamaitso, kamarabe [1.1]
Explanations in English A chameleon [1.7]
Explanations in French Caméléon [1.8]
Vocabulary 
Zoonyms 
Analogs  kamaitso ~ kamora ~ kamarabe ~ soamarandrana
Proverbs 
Article 
Illustrations