Entry mitana (tana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mangeja na mitondra zavatra eny an-tanana: Nitana ny satrony tamin' ny tanany ankavia izy
Mihazona zavatra tsy ho afa-mihetsika: Iza no hitana ity omby ity fa mila hitroatra ilay izy
Tsy mamela hivoaka na handeha na handositra: Ny reniny ihany no nitana ny zanany tao an-trano
Mandraikitra ao an-tsaina, mahatsiaro lalandava: Aoka ianao hitana tsara izao teny izao
Mitahiry: Mitana lolompo
Mitovy hevitra: mamahatra ~ mamikitra ~ mihazona ~ mitangazona ~ mitangozana [1.1]
Explanations in English To lay hold of; to hold; to arrest (of police) [1.7]
Explanations in French Retenir, saisir [1.3, 1.8]
 Garder, arrêter [1.3]
 Arrêter (se dit de la police) [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] Tenir, retenir, saisir [1.405]
Morphology 
Present : mitana
Past : nitana
Future : hitana
Imperative : mitanà
Compound words 

Entry mitanà (tana)
Part of speech imperative of active verb mitana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20